Blog de Chryss

19 Fé, 2008

Citation

Citations — Posté par istraky @ 14:18

<<L'un des mensonges les plus fructueux, les plus intéressants qui soient, et l'un des plus faciles en outre, est celui qui consiste à faire croire à quelqu'un qui vous ment qu'on le croit.>>
Guitry (Sacha), Toutes Réflexions faites (Éditions de l'Élan).


Commentaires

    harilova
  1. Dia mbola misy hafa koa izany satria iray amin'ireny io ko!
    Dia mba ilazao anay koa re ny sasany e! Ohatry ny sarotra aloha ny hifehy tena hilaza hoe marina izany raha hita fa mandainga ra-namana e! Asa ianareo! saingy raha vita izany dia tena tre 3 3 amusant ny suite... num.
    Mirary soa e

    Posté par harilova — 18 Fé 2008, 11:26

  2. iza kay io harivola io?

    Posté par les filles — 18 Fé 2008, 11:31

  3. Misaotra anareo t@ commentaire. Harilova>>mbola misy fika maro fa omen-tsika eto daholo, araho tsy tapaka ny blaogy. les filles>> i Harilova dia namana ao@ http://www.serasera.org/namana/ ty ny blog-ny : www.harilova.blaogy.com

    Posté par istraky — 18 Fé 2008, 11:52

  4. c'est ça, je te crois.

    Posté par DotMG — 18 Fé 2008, 17:04

  5. Izay izany ilay mifamahan-dalitra hozy ny gasy ka inona moa!

    Posté par Lalasoa — 18 Fé 2008, 18:40

  6. pissoa
  7. hi h - vao maika interessant ny mody tsy mahalala hoe mody tsy mahalala izay hoe mandainga ianao, hi hi.

    Posté par pissoa — 18 Fé 2008, 19:24

  8. ikalamako
  9. io ilay hoe "mody gisa"...
    io izao i harilova dia antenaina tsy hanao mody gisa nefa efa mba angatahan'ny les filles prezantasiô, ka tokony hilaza hoe harilova fa tsy harivola :-P

    Posté par ikalamako — 19 Fé 2008, 02:10

  10. DotMG > T'as raison, je te cois aussi :-)

    Posté par Tokinao — 19 Fé 2008, 15:07

  11. Aleo ry Ikalamako manao presa!atasione a, sao manahirana izany les filles izany ko! tsy maintsy hiteraka olana amin'ny les pères-ny avy manko izao! sa mpiray tam-po daholo????
    Fantany miadana eo e

    Posté par Harilova — 19 Fé 2008, 21:25

Powered by LifeType