Fanadihadiana tany Cambridge hono !
Arkaa ny fndadhiaainaa noatan'ny onviesrtie an'i "Cmabrigde", dia tsy ny flarihaan'ny lirtea ao atnain'ny tney aokry no zvaa-deibhe fa ny letira vohlaaony sy ny fnraay iahny no tnokoy hiaetprka aimn'ny tonraey. Ny abmniy na mkonirntoaa tntaeakra aza dia azo vkaina soa aamn-tasra ny tney rteerha. Sitraa hnoo ny ati-dhaon'ny ooemlblnoa tsy mkaamy ny ltiera tisriaary fa tgona dia ny tney mtiabatmra.
Mety efa nahita daholo ilay "version française" ngamba isika dia niniako navadika tamin'ny teny Malagasy andramana raha mety tokoa. Asa ahoana ny fahitanareo azy hoe mitombona tokoa ve ?
Ity ilay version amin'ny teny frantsay.
Sleon une édtue de l’Uvinertisé de Cmabrigde, l’odrre des ltteers dnas un mot n’a pas d’ipmrotncae, la suele coshe ipmrotnate est que la pmeirère et la drenèire siot à la bnnoe pclae. Le rsete puet êrte dnas un dsérorde ttoal et vuos puoevz tujoruos lrie snas porlblème. C’est prace que le creaveu hmauin ne lit pas chuaqe ltetre elle-mmêe, mias le mot cmome un tuot.
Tsy mety amin'ny teny gasy io kah.
Raha ataoko ohatra an'izao dia ahoana no famakinareo azy? :-)
Tsy mitahy aroky fa mandagina
Kanefa ny tiako hosoratana dia hoe "Il ne vois meme pas, il ment" (atao @ teny frantsay fa manjary misy effet ilay mahita ny dikany eto)
Posté par Hery — 16 Mai 2008, 16:18
tsss voit fa tsy vois :-)
Posté par hery — 16 Mai 2008, 16:19
mety ihany ka
Posté par news2dago — 16 Mai 2008, 21:09
Mitombina tsara ny raisonnement omenao io. Marina koa mantsy io ho an' ny olona mpamaky teny amin' ny soratra aty atsinanan'ny bolan-tany, izay tsy mampiasa litera romana.
Posté par lehilahytsyresy — 16 Mai 2008, 23:27
(Aiza i Lap hamaky an'ito ;) )
Irdno, efa htikao iazy soa sy izay tasra, dia ny mnahiina sy mriotso ary milfay aimn'ny faassirnaa rethrea iazy irasaasn'ny oonla aty amibann'ny mdosanaro aimn'izay andro vstiy oemn'aarandrimnita azy; fa iazny no arnajnay.
Posté par pissoa — 17 Mai 2008, 00:20
hery : tsy mety ilay hoe " mitahy" satria ny litera voalohany sy farany no tsy maintsy apetraka dia ny ao anatiny no akorontana donc tokony hoe h...y no soratanao fa tsy manomboka amin'ny m io.Ny tsy izao tsy mety avadika satria telo fotsiny ny litera :-P (jereo ny an'i pissoa tsy miova ny teny telo litera)
Posté par ikalamako — 17 Mai 2008, 00:47
:P
Posté par simp — 17 Mai 2008, 02:55
ohatra hoe mangataka fanampiana amin'ny olona iray ianao dia akorontany ahitana azy :
ny tianao holazaina dia hoe mba hanomezana fanampiana anao!
dia izao no soratanao
ny tainao halozaina dia hoe mba henazomana famanianpa aano!
dia heveriko fa tsy hisy atidoha haharaka izao!
asa aloha!
Posté par harilova — 17 Mai 2008, 11:02
Harilova : loool
Posté par pissoa — 17 Mai 2008, 17:13
ie, marina lé fanitsiana nataon'ikalamako ho an'i Hery!
Ankoatr'izay dia voavakiko soamantsara iany lé nosoratan'i Pissoa rehefa niezaka teo.
Fa rehefa nodinihiko dia toa tsy mitombina @n'ny tenitsika tokoa ilay izy. Sady ra vao lava ilay teny dia somary manahirana (na amin'ny teny Frantsay aza), nefa ny teny malagasy dia lava tokoa.
Posté par istraky — 19 Mai 2008, 09:59
harilova > tena manahirana tokoa raha io no soratana amin'olona any an ! looool
Posté par istraky — 19 Mai 2008, 10:07
Ramary be ny isako kymama yza ekl !
Fa ity no tena milay fa tsy atao imason'ny olona : " mangidivo yn kodidy " (ha ha ha, pas pour les âmes sensibles ! dsl !!!)
Posté par kdaombaramita — 26 Mai 2008, 16:20