Blog de Chryss

25 , 2008

La chute d’une star

Chronique — Par istraky @ 14:46

En lisant les journaux d'aujourd'hui, j'ai été vraiment surpris en lisant les titres des articles concernant le concert de Dadah et d'Erick Manana, vendredi dernier au CCESCA Antanimena. A la fin de l'article, je me suis dis que le contenu n'y a pas vraiment de surprise car l'incident qui s'est produit, n'était pas vraiment le premier pour les membres du groupe mythique Mahaleo. Les fans du groupe, tous comme moi-même ne peuvent que constater les dégâts. 

Comme il n'existe pas l'option, "ajout de commentaires" dans la plupart de ces journaux en ligne, je vous remets ici des extraits de quelques articles afin que vous puissez laisser vos COM(...).

La fête aurait pu tourner à la farce quand Dadah, complètement soûl, ayant toutes les peines du monde à rester en équilibre sur son tabouret, tomba à la renverse sur scène. C’est par un « ouh ! » de stupéfaction dans la salle que cet incident fut accueilli. Bariliva, le joueur de valiha, et le régisseur de scène vinrent à la rescousse pour relever le chanteur qui ne pouvait pas le faire tout seul. Il fallut apporter une chaise avec dossier pour que ce dernier puisse s’asseoir sans retomber de nouveau.

Patrice RABE Midi Madagasikara

Sous le coup d’une trop grande absorption de boisson, Dadah s’est endormi sur scène et a fini par tomber du haut de son tabouret, durant la dernière partie de ce spectacle. En fait, cela aurait pu se passer durant le concert de la veille car le public s’est rendu compte de l’état d’ébriété déjà avancé de l’artiste, dès les premiers morceaux. Toutefois, il a pu terminer la soirée tant bien que mal. Des sources font état d’une grande fatigue causée par des nuits de garde dans son service de neurochirurgie à l’HJRA, une explication comme une autre mais qui n’enlève en rien l’image déplorable que la star a donné à ses fans.

 

Photo: Madagascar Tribune

RAW Madagascar TRIBUNE


Commentaires

  1. Sahalan'ny olona mbola tsy mpianjera eny ambony seza rangahy, ry zalahy ireo...ary sahalan'ny hoe niara-nisotro taminy...
    Nitendry gitara ve dadah sa tsia?...matoa nipetraka izy dia nitendry...ary ny mamo be ve mahatendry gitara...?

    sao dia ataon'ialahy hoe mamo lava lesy aho ah...mba nisotrosotro lesy aho ah...

    Par ndrema — 25 2008, 19:53

  2. mafy loatra ilay gravitation misarika azy .
    Et glou et glou et glou.....
    nidaraboka ny mpihira , niajnjera ny mpilalao glita,....difotra sy kotskotsa ilay mpisotro toaka gaigy lahy.Mampalahelo ny mieritreritra ny olona lany vola mividy karatra hijery sy hihaino olona mpidoroka.

    Par dokotera — 26 2008, 19:20

  3. baraka tsy afaka @zao tsy afaka intsony.
    Izao ilay mampanongo tena. Tsy ny misotro no ratsy fa ny mamo tsy mahatsiaro tena ohatr'izao. Misy ireo namako nanatrika io fampisehoana io fa dia tena mampalahelo. I Dadah kosa raha hisotro tsy dia maninona fa ilay izy hoe hanao fampisehoana. Dia hijery azy mamo ve izany no nandehanan'ny olona ao @ ccesca? Soa fa mbola tao i erick.
    Ary ny tena mahakivy dia tsy vao voalohany ny problème toy izao hoe mpanakanto mamo mila tsy hahatsiaro tena (aleo tsy mitonona anarana). Tena mandray ny mpankafy tonga hijery ho paiso mihitsy.

    Nefa anie i dadah dia mba mahavoa ihany @ resaka kanto e

    Par maintikely — 26 2008, 19:47

  4. Za tena tia mahaleo be mihitsy fa tena nihavery io fitiavako io.
    - nanomboka t@ nirotsahan'ny mpikambana ao @ resaka pôlitika dia leo za. Fitaka sy fampanantenana tsy misy no nataony, nefa ny hirany toa mba ho inona ery. Hay moa ka nampatoriany t@ hirahirany 'zany ny vahoaka. Lazaina daholo izao atsanga tsy aman'orana izao rehefa tonga ny fampielezan-kevitra : hataoko tara ny làlana, hokarakaraiko ny fitrandrahana vato, sns . Vao vita anefa ny fampielezan-kevitra dia nampirimina ny bildôzera naderadera hoe hanamboatra làlana.

    Zavatra tsy tiako koa dia ilay horonan-tsary amatera nataon'ny mahaleo iny. Zah manokana dia menatra rehefa mahita an'iny @ TV5. Tsy mba ny zavatra tsara no apoitrany ; nefa ilay izy dia miparitaka eran-tany. Ny fomba fiteny @'izay miaingitraingitra @ teny faran'ny tsy hainy : sahala amin'ny tsy manana tenin-drazany rangah.

    Azafady fa lasa tora-po indray ilay resako hihihi.
    Enga anie ho hitan-dry zareo ity, mba hieritreretany tsara :).

    Hoy manko zareo 'zay hoe : Ny fanahyy no maha-olona :).

    Par Tokinao — 26 2008, 21:54

  5. mafy marina rehefa "star", fa na dia fipetrahanao aza tsingolohan'ny olona...
    aleo tsy mampisehoseho talenta izany raha toa ka hotoraham-bato amin'ny kely foana...
    io misy vato ka izay tsy nanota taminareo : torahy...

    Par ndrema — 27 2008, 07:24

  6. mafy marina rehefa "star", fa na dia fipetrahanao aza tsingolohan'ny olona...
    aleo tsy mampisehoseho talenta izany raha toa ka hotoraham-bato amin'ny kely foana...
    io misy vato ka izay tsy nanota taminareo : torahy...

    Par ndrema — 27 2008, 07:24

  7. ndrema: tsy haiko aloha na za no be principes na aona fa raha mpihira enao tokony manana minimum de respect ho an'ny olona hijery anao enao. Ny tenanao efa tsy hanananao respect, tokony ilay olona mandoha vola ampaosy mba hajainao.

    Fa nahoana moa no hoe izay tsy nanota no hitoraka. Za aloha nanota fa mitoraka e, satria za tsy mamo tampona sur scene nefa hijery anà hihira sy hitendry gitara no nahatongavan'ny olona tao @ilay toerana.

    Enfin bref, enga naie i dadah mba ho tonga saina @iny toe draharaha iny.

    Par maintikely — 27 2008, 16:15

  8. i dadah angamba efa tonga amin'ilay "stade" hoe "tsy izay tian'ny mpijery no ataoko fa izay tiako"...tsy maka 19...fa manala azy...
    tsy fantatro...

    fa tsara be aloha ilay nataon'ilay nampitsangana e...tena izany ny hoe namana manarina raha sendra misy lavo...

    ...ilay hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy, dia fitenin'ny mpamaky baiboly io...teny nataon'i Jesoa t@ ilay vehivavy tratra nijangajanga ka saika hotoraham-bato...

    Par ndrema — 27 2008, 17:18

  9. ssshh...nareo kou... Anisan'ny spectacle daholo re izany e.
    Sady mihaino hira mahafinaritra, no mihomehy kely mahita olona nitrosona nianjera...
    Misy fahafinaretana mihoatran'izany indray ve ?
    :-)

    Par Tamotamo — 28 2008, 12:53

  10. Dia tena mampalahelo tokoa ry Istraky ilay zava-nitranga.

    Mirary azy hiova é!

    Par DadaRabe — 31 2008, 14:07

  11. ndrema: fantatro anie fa ao anaty baiboly io e! saingy sika sy ianao tsisy jesosy raha tsy diso za, sa...

    Hitanao, resaka zavatra ohatran'izao no anisany nanomboka tsy nitiavako mahaleo, tsy hiteny za hoe iza sy iza fa fantatritsika rehetra.
    De toute façon mpijery iray de plus ou de moins tsy mampaninona andry zareo :)
    De toute

    Par maintikely — 01 sep 2008, 09:17

Powered by LifeType